Entrée | 1 fihina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fitazonana mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona na amin' ny tanana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan' ilay voatana mikofoka. |
Explications en anglais |
4 [1.2] a grasp, a clutch, seizure by both hands. See fehitra, fikitra, fina 5 [1.7] a grasp, a grab, a clutching |
Explications en français |
6 [1.3#168, 1.8] action de tenir, de retenir 7 [1.3] action de serrer, d'embrasser |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 afihin, fahiny, fanihy, fiahin, fihany, fihina, hafiny, hanify, nafihi, nahifi, nifahy, nihafy |
Mis à jour le 2023/08/27 |