|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamihina
Radical  2  fihina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba
Explications en anglais  5  [1.2] to grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands.
6  [1.7] to press, to clasp, to clutch
Explications en français  7  [1.8] serrer, embrasser
Exemples  8  ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony; [2.314#]
9  Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony. [2.470#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  mamia, mangia, mangeja, mangehy, mambeda, manotrona, mambomba, manomba, manohona, mibeda, mangaika
Mots composés 

Entrée (2/2)18  mamihìna
Radical  19  fihina
Partie du discours  20  impératif du verbe actif mamihina [Liste complète]
Explications en malgache  21  [1.1]
Explications en français  22  [1.3]

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21