Entrée (1/4) | 1 nany |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan' ny hisehoany |
Synonymes | 4 inany |
Entrée (2/4) | 5 nany |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 [1.1] Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin' ny vavan' ny vovo, natao mba hahazoan' ny trondro miditra tsara ao anatiny |
Explications en anglais |
8 [1.2] the neck of a fishing basket; the little wicker basket which closes the mouth of the larger wicker basket used as a fishing-net. |
Synonymes | 9 nanimbovo |
Analogues | 10 tanam-bovo |
Mots composés |
|
Entrée (3/4) | 13 nany |
Partie du discours | 14 verbe actif |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Tanala]
nanjary, tonga |
Entrée (4/4) | 16 nany |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Explications en malgache |
18 [1.78] [Tanala]
lany |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |