Entrée (1/3) | 1 andriana |
Radical | 2 andry |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? |
Explications en français |
5 [1.3#41] Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot andriana |
Entrée (2/3) | 15 andriana |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 [1.1] Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka 18 [1.13] saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana |
Explications en anglais |
19 [1.2] the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] 20 [1.7] a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility |
Explications en français |
21 [1.3, 1.8, 1.13] noble 22 [1.3, 1.13] seigneur 23 [1.3] souverain 24 [1.8] roi, reine, royauté; la noblesse |
Vocabulaire |
25 Politique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anthroponymes |
|
Toponymes |
|
Titres |
Proverbes | 109 Proverbes contenant le mot andriana |
Article |
110 Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (3/3) | 111 an-driana |
Radical | 112 any, riana |
Partie du discours | 113 locution |
Explications en malgache |
114 [1.1] |
Explications en français |
115 [1.3] |
Exemples |
116 Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa [2.558] |
Proverbes | 117 Proverbes contenant le mot an-driana |
Anagrammes | 118 añandray, andairan, Andraina, andraina, an-driana, andriana, iandrana, nadraina, nanadary, nandaira, naridana, niadrana, niradana |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |