Entrée (1/2) | 1 andriambavy |
Mots élémentaires | 2 andriana, vavy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [1.1] |
Explications en anglais |
5 [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [1.2] |
Phytonymes |
|
Entrée (2/2) | 7 andriambavy |
Mots élémentaires | 8 andriana, vavy |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [1.1] |
Explications en anglais |
11 A queen in cards [3.1] |
Explications en français |
12 dame; jeu de cartes [1.13.fr#17] |
Vocabulaire |
13 Jeu |
Analogues | 14 ampamaky, andriandahy |
Illustrations |
|
Anagrammes | 23 andriambavy, indraim-bava |
Mis à jour le 2024/09/02 |