Entrée 1/2 andriandahy
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy [1.1]
Explications en anglais A nobleman, a prince. [1.2]
Mots élémentaires andriana ; lahy
Proverbes 

Entrée 2/2 andriandahy
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy [1.1]
Vocabulaire 
Mots élémentaires andriana ; lahy
Analogues  ampamaky ~ andriambavy
Illustrations 

Mis à jour le 2023/12/16