|
|
|
|

Entrée1  fanompoana andriana
Mots élémentaires  2  fanompoana, andriana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.10] asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, mamono afo na haitrano na hain-tanety, mamono valala, ets. Tsy mba misaika na misolo ny raharaha izay efa iadidian' ny volam-panjakana avy amin' ny hetra rahateo ny fampompoana andriana
5  [1.1] asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, famonoana afo (na hain-trano na hain-tanety), famonoana valala...

Mis à jour le 2024/12/07