|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanompoana
Radical  2  tompo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.10] raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama
5  [1.1] Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama
Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny
Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama.
6  [1.13] asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina
Explications en anglais  7  [1.7] servitude; services rendered; forced labor under former government regulations
Explications en français  8  [1.8, 1.13] corvée
9  [1.8] servitude; action de servir
Exemples  10  fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana [2.59]
11  fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana [2.298]
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fanompoana

Entrée (2/2)16  fanompoana
Radical  17  tompo
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.1] Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra
Exemples  20  Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra [2.356]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07