|
|
|
|

Entrée1  andriambavilanitra
Mots élémentaires  2  andriana, vavy, lanitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary
Explications en anglais  5  [1.2] a title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly.
Exemples  6  [2.296#] Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
7  [2.528#] Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka.
Vocabulaire  8  Etiquette

Mis à jour le 2024/12/07