Entrée | 1 Andriampenitra |
Mots élémentaires | 2 andriana, fenitra |
Partie du discours | 3 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy |
Explications en anglais |
5 [1.2#179] a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island. |
Explications en français |
6 [1.3#162] nom d'une caste |
Mis à jour le 2024/12/10 |