Entrée (1/2) | 1 fenitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.10#F.447] ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao 4 [1.1] Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary |
Explications en anglais |
5 [1.2] four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited |
Explications en français |
6 [1.3] raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 fenitra |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 [1.10#F.447] fanorenana, fiandohana ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana ara-dalàna hatrany 15 [1.1] Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra |
Explications en anglais |
16 [1.2] foundation, origin, first cause, etc. This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) |
Explications en français |
17 [1.3] coutume, usage ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple |
Exemples |
18 Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao. [2.508] 19 tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona. [1.320] |
Mots composés |
|
Anthroponymes |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot fenitra |
Anagrammes | 25 |
Mis à jour le 2025/01/21 |