Entrée andrianjahonoany
Mots élémentaires andriana ; izaho
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [1.1]
Explications en anglais [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [1.2]
Analogues  masoivoho

Mis à jour le 2023/12/16