Entrée | 1 masoivoho |
Mots élémentaires | 2 maso, ivoho |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga [1.1] 5 misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [1.13] |
Explications en français |
6 un représentant, un agent [1.3] 7 les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [2.415] 8 représentant, succursale, agence, ambassadeur [1.13] |
Exemples |
9 Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra. [2.508#] 10 hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo; [2.366#] |
Analogues | 11 andrianjahonoany, andrianjahonoany |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot masoivoho |
Mis à jour le 2023/12/16 |