|
|
|
|

Entrée (1/5)1 raboka
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3vely, famelezana. [Tambahoaka] [1.78]
Dérivés 
Verbes actifs :

Entrée (2/5)6 raboka
Partie du discours  7 nom
Explications en français  8poumon.. [Tankarana, Sihanaka, Tanosy] [1.19, 1.78]
Vocabulaire  9 Biologie

Entrée (3/5)10 raboka
Partie du discours  11 nom
Explications en malgache  12Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch. [1.1]
13areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka. [1.13]
14Jereo "Raboka (TB, Tioberikilaozy)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 179]. [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explications en français  15tuberculose. [1.13]
Vocabulaire  16 Santé
Tous les mots composés  175 combinaisons de ce mot

Entrée (4/5)18 raboka
Partie du discours  19 nom
Explications en malgache  20Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany. [1.1]
Vocabulaire  21 Jeu

Entrée (5/5)22 raboka
Partie du discours  23 nom
Explications en français  24(de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra.. [Mahafaly] [1.196]
Vocabulaire  25 Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  26 Akbora, 27 bakaro, 28 bakora, 29 Baroka, baroka, 30 boraka, 31 kabaro, 32 karabo, 33 Kobara, 34 raboka, 35 robaka

Mis à jour le 2025/11/06