Entrée (1/3) | 1 havana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] a friend 5 [1.2] a relation, an alliance. See sakaiza, longo 6 [1.7] a relative, an ally; cf. sakaiza |
Explications en français |
7 [1.3, 1.54, 1.8] parent 8 [1.3, 1.8] allié, ami |
Exemples |
9 Be havana koa ianareo izany! [2.442] 10 Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332] 11 Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298] 12 Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48] |
Vocabulaire |
13 Rapports: famille |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 21 sakaiza, sakelika, hazo tapaky ny sampy, halam-patana, razana, razam-be, kazaha, raibe, renibe, ray, reny, zanaka, rahalahy, anadahy, rahavavy, anabavy, rafozana, vinanto, vinantolahy, vinantovavy, anabavin-dray, anadahin-dreny, rahavavin-dreny, rahalahin-dray, zafy, zafin' ny mpirahalahy, zafin' ny mpirahavavy, zafin' ny mpianadahy, zafiafy, zafindohalika, zafinkitrokely, zafimpaladia, zafindria, zafitsitorana, zanak' olompirahalahy, zanak' olo-mpirahavavy, zanak' olo-mpiana dahy, zanak' anadahy, zanak' anabavy, zana-drahalahy, zanadrahavavy, zaodahy, zaobavy |
Mots composés |
|
Proverbes | 54 Proverbes contenant le mot havana |
Entrée (2/3) | 55 havana |
Partie du discours | 56 nom |
Explications en malgache |
57 [1.1] Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 61 havana |
Partie du discours | 62 nom |
Explications en malgache |
63 [1.78] [Taisaka]
havanana |
Explications en français |
64 [1.82] [Taisaka]
droite |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Anagrammes | 69 |
Mis à jour le 2025/01/21 |