Entrée | 1 zafimpaladia |
Mots élémentaires | 2 zafy, faladia |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [zafim-paladia] zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1] 5 taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62] |
Explications en français |
6 [zafim-paladia] la sixième génération [1.3] 7 [zafim-paladia] descendants à la sixième génération [1.5] 8 sixième génération [1.54] |
Exemples |
9 Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? [2.5] |
Vocabulaire |
10 Rapports: famille |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/06/07 |