|
|
|
|

Entrée1  zafy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy
Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy
Explications en anglais  4  [1.2] A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names
5  [1.7] a grandchild
Explications en français  6  [1.54] petit-fils, petite-fille
7  [1.3] Petits-fils, petites-filles, descendants
8  [1.8] petit-enfant
Exemples  9  Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48]
Vocabulaire  10  Rapports: famille
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Toponymes 
Proverbes  45  Proverbes contenant le mot zafy

Mis à jour le 2024/12/07