|
|
|
|

Entrée1  vinanto
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Rapports: famille
Explications en malgache  4  Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1]
Explications en anglais  5  a son or daughter-in-law [1.7]
Explications en français  6  gendre, bru [1.54, 1.8]
Exemples  7  Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470]
8  Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398]
Mots composés 
Titres 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot vinanto

Anagrammes  12  vinanto, vintano

Mis à jour le 2023/10/21