|
|
|
|

Entrée1  Fomban-dRazana Tsimihety
Mots élémentaires  2  fomba, razana, Tsimihety
Partie du discours  3  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  4  Tongasolo Patrice
Editions  5  Ambozontany, 1985. Pages: 383
Extraits 
220Alaminy sahala tamin'ny fanaovana ny hosy koa ny fandidiam-bary: tondroin'ny Sojabe ny andro hanaovana ny asa arakaraka ny fatoizam-bary na zavatra manimba ny vary.
333Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa.
Manan-danja sy haja lehibe koa ny vinanto na rangahy eo anatrehan'ny vahoaka Tsimihety.

Mis à jour le 2023/11/20