Entrée | rafozana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [1.1] | |
Explications en anglais | A parent or parent in law [1.7] | |
Explications en français | Beaux-parents [1.54] | |
Beau-parent [1.8] | ||
Exemples | —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady.
[2.293] | |
Vocabulaire | Rapports: famille | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/06/05 |