Index |
|
|
|
Proverbes : volombody
|
|
|
Proverbe 1 | Volombodim-bitro : tsy manam-piankoana. [1.147 #V86]
|
|
|
Proverbe 2 | Volombodin' akoho folaka : ny vava no manitsy. [2.415 #4849, 2.653 #3728]
Volombodin' akoholahy folaka, ka ny vava no enti-manitsy azy. [2.558 #5020]
|
Traduction française | Plumes cassées de la queue d' une poule : c' est la bouche qui les redresse. [2.415 #4849]
|
Interprétation française | Les bonnes paroles arrangent les choses. [2.415 #4849]
|
|
|
Proverbe 3 | Volombodin’ akoholahy : izay ihoronan’ ny inaro mba hihoronana. [2.653 #3729]
Volombodin' akoholahy : izay ihoronan' ny maro mba ihoronana. [2.415 #2266]
Volombodin' akoholahy, ka izay ihoronan' ny maro mba hihoronany. [2.558 #5021]
|
Traduction française | Plumes de la queue d' un coq : là où se rassemble la plus grande partie se fait la réunion. [2.415 #2266]
|
Interprétation française | Se disait des riches qui amassent toujours, et des grands qui sont suivis du peuple. [2.415 #2266]
|
|
|
Proverbe 4 | Volombodin-triotrio: samy manapakapaka ny anjony. [1.147 #V90]
|
|
|
Index |
|
|