Entrée | 1 lainga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany 4 Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [1.1] |
Explications en anglais |
5 a lie [1.2, 1.7] 6 a falsehood [1.2] |
Explications en français |
7 mensonge [1.3, 1.8] 8 fausse apparence 9 figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3] |
Exemples |
10 Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika. [1.38] 11 Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472] |
Dérivés |
|
Analogues | 17 fitaka. |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot lainga |
Article |
21 Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2022/09/05 |