Entrée (1/2) | 1 mandainga |
Radical | 2 lainga |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io (mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso |
Explications en anglais |
5 [1.2] to lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled 6 [1.7] to lie, to be deceitful |
Explications en français |
7 [1.8] mentir, être faux |
Exemples |
8 mandainga tsotra izao! [2.928#] 9 Izaho tsy mba mandainga! [2.298#] 10 tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [2.48] |
Morphologie |
|
Analogues | 15 manao marina tsy to> |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mandainga |
Entrée (2/2) | 18 mandaingà |
Radical | 19 lainga |
Partie du discours | 20 impératif du verbe actif mandainga [Liste complète] |
Explications en malgache |
21 [1.1] |
Anagrammes | 22 |
Mis à jour le 2025/01/21 |