Entrée (1/3) | 1 fitaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza. 4 Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. [1.1] |
Explications en anglais |
5 deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. [1.2] 6 fraud, deceit [1.7] |
Explications en français |
7 fraude, ruse [1.8] |
Dérivés |
|
Synonymes | 13 ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot fitaka |
Entrée (2/3) | 18 fitaka |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 fanambininy [Tambahoaka]
[1.78] |
Explications en anglais |
21 See petraka [1.2] |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 24 fitaka |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 tany lemaka [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrammes | 27 afitak, atifak, fatika, fitaka, Tafika, tafika, tifaka |
Mis à jour le 2023/08/01 |