Entrée (1/2) | 1 sandoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra |
Explications en anglais |
4 [1.7] a fraud |
Explications en français |
5 [1.8] fraude |
Vocabulaire |
6 Loi |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 12 sandoka |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en anglais |
14 [1.7] fraudulent, false |
Explications en français |
15 [1.8] frauduleux, faux |
Mots composés |
|
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |