|
|
|
|

Entrée1  sandohana
Radical  2  sandoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Angalarina an-kafetsena, ihamboana ho an' ny tena nefa an' olona: Loza izany raha haratsian' izay olona fa nosandohany ny boky vao novidiko omalin' iny
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21