|
|
|
|

Entrée1  fisandohana
Radical  2  sandoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy
Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny

Mis à jour le 2024/12/11