|
|
|
|

Entrée1  fitahina
Radical  2  fitaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho
5  Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina
6  Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato [1.1]
Explications en anglais  7  to be deceived, to be imposed on. [1.2]
8  to be deceived, to be defrauded [1.7]
Explications en français  9  qu'on déçoit, qu'on trompe [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fitahina

Anagrammes  16  fitahina, tafihina, tifahina

Mis à jour le 2023/01/20