Entrée | 1 soloky |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. |
Explications en anglais |
4 [1.7] extortion, fraud |
Explications en français |
5 [1.8] chantage, fraude |
Exemples |
6 Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [2.470] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |