Entrée | 1 fandainga |
Radical | 2 lainga |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra 5 Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ [1.1] |
Explications en anglais |
6 [Mod. s. from mandainga (lainga).] A liar; one who is in the habit of telling lies. [1.2] |
Anagrammes | 7 fandainga, fidangana |
Mis à jour le 2023/01/20 |