|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandaingana
Radical  2  lainga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy filazana ny marina mba hamitahana olona: Zava-dratsy ny fandaingana fa hoy ny Ntaolo: Aleo mifanena amin' ny mpamosavy toy izay mifanena amin' ny mpandainga
Fahadisoan' ny mizana izay mahatonga azy hilaza lanja ratsy: Tsy anerany izany fandaingan' ity mizananao

Entrée (2/2)5  fandaingana
Radical  6  lainga
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Ilay lempona kely eo amin' ny takolaka ambanimbany izay hita miseho tsara rehefa mitsiky
Explications en anglais  9  [1.2] A dimple on the face, a dimple in the cheeks when laughing.
Explications en français  10  [1.3#145] petit enfoncement sur la joue, fossette
Exemples  11  Mahafatifaty avokoa ny eny aminy, na ny fitopin' ny masony mibaliaka, na ny fiampokampoky ny volony matevina, na ny fihifitrifitry ny fandaingana eo amin' ny takolany, na ny filantolanton' ny tanany. [2.357#]
12  Na ny mpampianatra ahy, na ny mpiara-monina amiko, indrindra ireo niray ankohonana tamiko, dia tsy nisy nahatahiry hatezerana tamiko, raha vao mahita ny fandaingana teo amin' ny takolako sy ny fisahondrahondran' ny voloko misaritaka. [2.529#]
Vocabulaire  13  Biologie

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21