| Entrée (1/2) | 1 Ohabolana Betsimisaraka |
| Mots élémentaires | 2 ohabolana, 3 betsimisaraka |
| Partie du discours | 4 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
5 navoakan' i Samson Robert efa elaela ihany (tsy voalaza ao amin' ny boky ny taona). Voalahatra araka ny abidia : misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo.
[2.299#10] |
| Auteur |
6 Samson Robert |
| Editions |
7 Imprimerie Tamatavienne. 1965. Hauteur: 20cm. Largeur: 13cm. Pages: 36. |
| Illustrations |
|
| Entrée (2/2) | 9 Ohabolana Betsimisaraka |
| Mots élémentaires | 10 ohabolana, 11 betsimisaraka |
| Partie du discours | 12 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
13 navoakan' i Joël Laimijay tamin' ny taona 1961. Misy 1.145, voalahatra araka ny foto-kevitra manaraka abidia (ady, ahiahy, anatra, Andriamanitra...). Misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo.
[2.299#10] |
| Auteur |
14 Laimijay Joël |
| Mis à jour le 2026/07/17 |
|