|
|
|
|

Entrée (1/2)1  folaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony
Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo
Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra
Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao
Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto.
Explications en anglais  4  [1.7] broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox
Explications en français  5  [1.13] fracturé
Exemples  6  Farany, ny ainy no folaka an-dantony! [2.503]
7  Inona ary izany : folaka antsy fotsy? [2.69]
8  folaka ny vozona raha miondri-dava izao. [2.643]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Analogues  14  pitsoka, mioritra, mipika, mivika, miolana, miholaitra, mihodivitra, maninta, tapaka, oritra
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  31  Proverbes contenant le mot folaka

Entrée (2/2)32  folaka
Partie du discours  33  nom
Explications en français  34  [1.13] foulure, fracture
Mots composés 

Anagrammes  36 

Mis à jour le 2025/01/21