|
|
|
|

Entrée1  mahafolaka
Radical  2  folaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en français  4  [1.3] qui brise, qui rompt, qui peut dompter
Exemples  5  Tsy izy koa ny mandray an-tendrony: mahafolaka io. [2.245]
6  Olo-mahery izany ry zareo ireto manana herim-batana sy herim-po, ka tsy mahagaga raha mahafolaka baria! [2.643]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11