|
|
|
|

Entrée1  mipika
Radical  2  pika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra
Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany
Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan' ny famantaranandroko
Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja
Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin' ny laferako ato
Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin' izao
Explications en anglais  5  [1.7] to tick, as a clock etc.
to shut or fold, as an umbrella or a pocket knife
Explications en français  6  [1.8] faire tic tac comme une horloge
se fermer avec un bruit sec
se plier comme un parapluie, un canif
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21