Explications en malgache |
4 Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano tsara ~ Mihodivitra ity andry ity
5 Mihodina any amin' ny ilany, mivily, miolaka: Raha nihodivitra kely ilay vato, dia nahavoa ny masoko
6 Mihilana: Saika nianjeran' ny vato aho raha tsy nihodivitra kely
7 Lasa nandositra mangingina, tsy hitahita akory: Nozahan' ny Polisy ny anao lahy ka nihodivitra
8 Miala amim-pahakingana: Mihodivitra amin' ny raharaha sarotra
9 Mihazo lalana miolaka mba tsy hifanena amin' olona: Mihodivitra olona [1.1]
|