Entrée | 1 mibirioka |
Radical | 2 birioka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io |
Explications en anglais |
5 [1.2] to deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. |
Exemples |
6 Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 11 mivily, misondrovaka, mivaona, miviona, mibisioka, manindao sidina |
Mis à jour le 2024/12/11 |