Entrée | 1 mivaona |
Radical | 2 vaona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Tsy mandeha mahitsy: Mivaona ity hazo fisaka ity izany 5 Mandeha any amin' ny tsy izy: Mivaona izany resatsika izany [1.1] |
Explications en anglais |
6 to warp; to turn aside from the mark [1.7] |
Explications en français |
7 être tordu; se détourner, rater la cible [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mivaona |
Anagrammes | 13 maivano, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana |
Mis à jour le 2023/01/20 |