|
|
|
|

Entrée1  voafolaka
Radical  2  folaka
Partie du discours  3  participe passé
Explications en anglais  4  [1.2] bent, broken in, tamed.
Explications en français  5  [1.3#182] rompu, plié, dompté, corrigé
Exemples  6  Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina. [1.316#67]
7  nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra. [2.606#26]
Synonymes  8  nofinolaka

Mis à jour le 2024/12/11