|
|
|
|

Entrée1  miholaitra
Radical  2  holaitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany fa niholaitra ny vato ka tsy nahavoa
Mibiloka, tsy mahitsy tsara: Miholaitra ity hazo ity ka soloy
Mioritra, mipitsoka: Niholaitra ny sandriko
Explications en anglais  5  [1.7] to be sprained; to be out of joint
Explications en français  6  [1.8] dévier; être foulé; souffrir une entorse
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11