Entrée | 1 mitoetra |
Radical | 2 toetra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra? Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo? Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga. |
Explications en anglais |
5 [1.7] to dwell; to rest; to sit |
Explications en français |
6 [1.8] habiter, rester |
Exemples |
7 Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela. [2.324] 8 Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao. [2.470] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 mitomoetra |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mitoetra |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |