|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manitsy
Radical  2  hitsy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy
Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly
Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao
Explications en français  5  [1.3#253] redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier: Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi)
6  [1.13] dégauchir, redresser, corriger, rectifier
Exemples  7  Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano. [2.528#123]
8  Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  tsy mivilivily, mandeha toratady, manavatsava, manao hitsin-dalana, manapaka, manarina
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot manitsy

Entrée (2/2)15  manitsy
Partie du discours  16  adjectif
Explications en malgache  17  [1.78] [Bara] mangatsiaTSIaka
18  [1.78] [Tanala] mangaTSIaka
Synonymes  19  manitsinitsy

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21