Entrée (1/4) | 1 hitsy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres | 15 Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy) |
Entrée (2/4) | 16 hitsy |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 [1.78] [Taisaka]
fijoroana mahitsy |
Entrée (3/4) | 19 hitsy |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en français |
21 [1.13] droite |
Vocabulaire |
22 Mathématiques: géométrie |
Mots composés |
|
Entrée (4/4) | 33 hitsy |
Partie du discours | 34 nom |
Explications en malgache |
35 [1.78] [Taisaka]
karazan-kazo fanaovan-trano |
Explications en français |
36 [1.196] Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka]
|
Vocabulaire |
37 Botanique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 44 |
Mis à jour le 2025/01/21 |