Entrée (1/2) | 1 mahitsy |
Radical | 2 hitsy |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao 5 Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny 6 Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ [1.1] |
Explications en anglais |
7 straight, correct [1.7] |
Explications en français |
8 droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct) [1.3#253] 9 droit, correct [1.8] |
Exemples |
10 Satria, mahitsy ka mety hanafintohina. [2.245#119] 11 Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5#] |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot mahitsy |
Entrée (2/2) | 22 Mahitsy |
Mots élémentaires | 23 mahitsy, hitsy |
Partie du discours | 24 nom propre (toponyme) |
Vocabulaire |
25 Géographie: agglomérations |
Tableaux et planches |
26 Liste complète |
Anagrammes | 27 Mahitsy, mahitsy, mihatsy, Mahitsy, mahitsy, mihatsy |
Mis à jour le 2023/07/13 |