|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ahitsy
Radical  2  hitsy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ
Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto
Explications en français  5  [1.3#253] qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige
Exemples  6  Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245#71]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/2)11  ahitsy
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.10#A.95] ahitra [Tanosy]
Explications en français  14  [1.196] Équivalent de ahitra [Tanosy]
Vocabulaire  15  Botanique

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21