Entrée (1/2) | 1 hitsina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] hintsina |
Entrée (2/2) | 4 hitsina |
Radical | 5 hitsy |
Partie du discours | 6 verbe passif |
Explications en malgache |
7 [1.1] Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy |
Explications en français |
8 [1.3#253] que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles: Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite) |
Exemples |
9 Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie. [2.332#40] 10 azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty. [2.59#134] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |