Entrée | 1 manao hitsin-dalana |
Mots élémentaires | 2 manao, hitsin-dalana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky 5 entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany [1.1] |
Mis à jour le 2023/11/20 |