Entrée | 1 manavatsava |
Radical | 2 tsavatsava |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy mandeha amin' ny tena lalana famanapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; mandeha amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka: Efa maika izahay ka nanavatsava eran' ny tampon-tanety |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |