Index |
|
|
|
Proverbes : tokonana
|
|
|
Proverbe 1 | Ahitra no nanafintohina, ka ny tokonana no haetry! [2.558]
|
|
|
Proverbe 2 | Andevo maro tompo, ka mifidy ny avo tokonana. [2.558 #212]
Andevo maro tompo: mifidy izay avo tokonana. [2.415 #536, 2.653 #172]
|
Traduction française | Esclave qui est à plusieurs maîtres : il travaille d' abord pour celui qui est le plus riche. [2.415 #536]
|
|
|
Proverbe 3 | Avo tokonana ka be anjonanjona. [2.558 #29]
|
|
|
Proverbe 4 | Fitia tokonana : tiana ihany fa hitsakitsahina. [2.558 #1181]
|
|
|
Proverbe 5 | Izay avo tokonana, mahamena-maso. [2.558 #1481]
|
|
|
Proverbe 6 | Miohatra ny tokonana tsy afaka, ka miohatra ny rindrina vao afaka ! [2.165]
|
Traduction française | Vous n' avez pas réussi en passant sur le seuil, et vous réussiriez en passant par-dessus le mur! [2.165]
|
|
|
Index |
|
|