Entrée (1/2) | 1 vahiny |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika 4 Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha [1.1] |
Explications en anglais |
5 a stranger, a foreigner, a guest [1.7] |
Explications en français |
6 étranger; hôte [1.8] |
Exemples |
7 Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445#] 8 vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270#] 9 Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 24 vahiny |
Partie du discours | 25 nom vahy et pronom |
Explications en malgache |
26 tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha [1.1] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 29 haviny, vahiny |
Mis à jour le 2023/10/18 |